HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Nadio Fitondran-tena Foana i Joba

Nadio Fitondran-tena Foana i Joba

Nanao fifanekena tamin’ny masony i Joba (Jb 31:1; hf 2:6)

Nataon’i Joba tao an-tsaina foana ny vokatry ny fitondran-tena ratsy (Jb 31:2, 3; w08 1/9 11 § 4)

Nitadidy i Joba hoe mandinika ny ataony i Jehovah (Jb 31:4; w10 15/11 5-6 § 15-16)

Ny hoe madio fitondran-tena dia midika hoe tsy misy loto. Ary tsy izay hitan’ny olona etỳ ivelany fotsiny no madio fa ny any anatintsika koa. Tiantsika àry raha madio na dia ny any am-pontsika aza.​—Mt 5:28.