27 Novambra–3 Desambra JOBA 20-21 HANDEFA 27 Novambra–3 Desambra Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Hira 38 sy Vavaka Teny Fampidirana (1 min.) HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA “Tsy Voatery Hanan-karena ny Olo-marina”: (10 min.) Vatosoa Ara-panahy: (10 min.) Jb 20:2: Ahoana no azon’ny anti-panahy anampiana ny olona ‘miady saina’? (w95 1/1 9 § 19) Valin-teninao Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa? Valin-teninao Famakiana Teny: (4 min.) lffi 2:4 (th lesona 5) FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA Fitoriana: (2 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. (th lesona 1) Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary asehoy ny fomba fianarana Baiboly. (th lesona 6) Lahateny: (5 min.) g 5/09 12-13: Foto-kevitra: Tian’Andriamanitra Hanan-karena ve Ianao? (th lesona 17) NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA Hira 136 “Aoka Ianareo Hianina Amin’izay Efa Eo”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video. Fianarana Baiboly: (30 min.) lfb lesona 15, 16 Teny Famaranana (3 min.) Hira 103 sy Vavaka Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 27 Novambra–3 Desambra TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 27 Novambra–3 Desambra 2023 Tenin’ny Tanana Malagasy Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 27 Novambra–3 Desambra 2023 https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/202023409/univ/art/202023409_univ_sqr_xl.jpg mwb23.11 10