4-10 Desambra JOBA 22-24 HANDEFA 4-10 Desambra Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Hira 49 sy Vavaka Teny Fampidirana (1 min.) HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA “Mila Olona Angaha moa Andriamanitra?”: (10 min.) Vatosoa Ara-panahy: (10 min.) Jb 23:13: Inona no hanampy antsika hanatratra tanjona ara-panahy raha jerena ny modely omen’i Jehovah? (w04 15/7 21-22) Valin-teninao Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa? Valin-teninao Famakiana Teny: (4 min.) lffi 2:5 (th lesona 5) FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Resaho amin’ilay olona ny momba ny tranonkalantsika, dia omeo karatra jw.org izy. (th lesona 11) Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asehoy ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (aza alefa) ary iaraho midinika ilay izy. (th lesona 2) Lahateny: (5 min.) w21.05 20:17-20: Foto-kevitra: Azon’i Jehovah Ampiasaina Foana Isika Raha Tsy Mora Kivy. (th lesona 20) NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA Hira 134 “Ry Ray Aman-dreny, Atoroy ny Zanakareo ny Fomba Hampifaliana An’i Jehovah”: (10 min.) Fiaraha-midinika sy video. Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.) Fianarana Baiboly: (30 min.) lfb lesona 17, 18, 19 Teny Famaranana (3 min.) Hira 25 sy Vavaka Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 4-10 Desambra TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 4-10 Desambra 2023 Tenin’ny Tanana Malagasy Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 4-10 Desambra 2023 https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/202023412/univ/art/202023412_univ_sqr_xl.jpg mwb23.11 13