HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Mila Olona Angaha moa Andriamanitra?”

“Mila Olona Angaha moa Andriamanitra?”

Nilaza i Elifaza hoe tsy ilain’Andriamanitra, hono, isika (Jb 22:1, 2; w05 15/9 26-27)

Nilaza i Elifaza hoe tsy raharahian’Andriamanitra na manao ny marina aza isika (Jb 22:3; w95 15/2 27 § 6)

Miteny ratsy an’i Jehovah i Satana. Afaka manampy an’i Jehovah hamaly azy ianao (Oh 27:11; w03 15/4 14-15 § 10-12)

SAINTSAINO IZAO: Ahoana no tsapanao rehefa fantatrao hoe ilain’ilay Mahery Indrindra ianao?