6-12 Novambra JOBA 13-14 HANDEFA 6-12 Novambra Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Hira 151 sy Vavaka Teny Fampidirana (1 min.) HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA “Raha Maty ny Olona, dia ho Velona Indray Ve?”: (10 min.) Vatosoa Ara-panahy: (10 min.) Jb 13:12: Nahoana i Joba no nilaza hoe “ohabolana tsy misy ilana azy toy ny lavenona” ny tenin’ireo mody nampionona azy? (it Lavenona § 5) Valin-teninao Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa? Valin-teninao Famakiana Teny: (4 min.) lffi 1:1, 2 (th lesona 12) FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Baiboly—2Ti 3:16, 17. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo. Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 2) Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff famerenana ny fizarana 1, fanontaniana 1-5 (th lesona 19) NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA Hira 127 “Maninona Raha mba ‘Manokana Vola’?”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video. Ataon’ny anti-panahy. Derao ny fiangonana noho izy ireo manokana vola atao fanomezana mba hanohanana ny asan’ilay Fanjakana. Fianarana Baiboly: (30 min.) lfb lesona 6; Fampidirana ny Fizarana 3; Lesona 7, 8, 9 Teny Famaranana (3 min.) Hira 76 sy Vavaka Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 6-12 Novambra TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 6-12 Novambra 2023 Tenin’ny Tanana Malagasy Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 6-12 Novambra 2023 https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/202023401/univ/art/202023401_univ_sqr_xl.jpg mwb23.11 2