HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Raha Maty ny Olona, dia ho Velona Indray Ve?”

“Raha Maty ny Olona, dia ho Velona Indray Ve?”

Tsy misy azon’ny olombelona atao mba hisakanana ny olona tsy ho faty na hananganana ny maty (Jb 14:1, 2, 4, 10; w99 15/10 3 § 2-3)

Afaka ny ho velona indray ny maty (Jb 14:7-9; w15 15/4 32 § 1-2)

Tsy hoe mahavita manangana ny mpanompony fotsiny i Jehovah fa maniry mafy hanao an’izany koa (Jb 14:14, 15; w11 1/3 22 § 2)

SAINTSAINO IZAO: Nahoana no tsy andrin’i Jehovah ny hananganana ny mpanompony tsy mivadika? Inona no tsapanao momba an’i Jehovah vokatr’izany?