11-17 Septambra

ESTERA 3-5

11-17 Septambra
  • Hira 85 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Ampio ny Hafa mba Hanome ny Tsara Indrindra”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Es 4:​12-16: Ahoana no ataontsika mba hahafahantsika hanompo an’i Jehovah an-kalalahana, toy ny nataon’i Estera sy Mordekay? (kr 160 § 14)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Es 3:1-8 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 65

  • Ataovy Namanao i Jehovah: Be Herim-po i Estera: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Raha azo atao, dia manadinadìna ankizy vitsivitsy nofidina mialoha. Fanontaniana: Ahoana avy no tianao ampisehoana hoe be herim-po hoatran’i Estera ianao?

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 57

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 125 sy Vavaka