HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ampio ny Hafa mba Hanome ny Tsara Indrindra

Ampio ny Hafa mba Hanome ny Tsara Indrindra

Ohatra tsara i Mordekay satria be herim-po sy tsy nivadika (Es 3:​2-4; it “Mordekay”: “Tsy nety niankohoka teo anatrehan’i Hamana” § 1)

Nampiany hahatakatra i Estera hoe inona no azony atao mba hanampiana ny mpiray firenena taminy (Es 4:​7, 8; it “Mordekay”: “Nanafaka an’ireo Jiosy” § 1)

Nampirisihiny i Estera mba ho be herim-po sy hatoky an’i Jehovah (Es 4:​12-14; ia 133 § 22-23)

SAINTSAINO IZAO: ‘Mandrisika ny hafa hanome ny tsara indrindra ve ny teny sy ny zavatra ataoko?’