16-22 Oktobra JOBA 6-7 HANDEFA 16-22 Oktobra Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Hira 33 sy Vavaka Teny Fampidirana (1 min.) HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA “Mafy Loatra ve ny Mahazo Anao ka Mila Tsy ho Zakanao?”: (10 min.) Vatosoa Ara-panahy: (10 min.) Jb 6:29: Inona no hanampy antsika tsy hitsaratsara ny rahalahintsika? (w20.04 16:10) Valin-teninao Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa? Valin-teninao Famakiana Baiboly: (4 min.) Jb 6:1-21 (th lesona 2) FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 7) Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 11) Lahateny: (5 min.) w22.01 2:15-18: Foto-kevitra: Miezaha Hahay Hampianatra Hoatran’i Jakoba ka Mampiasà Fanoharana Mety Tsara. (th lesona 8) NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA Hira 144 “Mamonjy An’izay Kivy i Jehovah”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video. Fianarana Baiboly: (30 min.) lff famerenana ny fizarana 4 Teny Famaranana (3 min.) Hira 143 sy Vavaka Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 16-22 Oktobra TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 16-22 Oktobra 2023 Tenin’ny Tanana Malagasy Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 16-22 Oktobra 2023 https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/202023336/univ/art/202023336_univ_sqr_xl.jpg mwb23.9 17