2-8 Oktobra

JOBA 1-3

2-8 Oktobra
  • Hira 141 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Asehoy Foana hoe Tianao Be i Jehovah”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Jb 1:10: Nahoana io andinin-teny io no manampy antsika hahatakatra ny tian’i Jesosy holazaina ao amin’ny Matio 27:46? (w21.04 15:9)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Jb 3:1-16 (th lesona 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 21

  • Nieritreritra Aho hoe Efa Nananako Daholo ny Zava-drehetra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Fa maninona ny Rahalahy Birdwell no nieritreritra hoe efa nananany daholo ny zava-drehetra?

    Inona no vokany rehefa namaky ny Matio 6:33 izy?

    Inona koa no nianaranao avy amin’ny fianakavian’i Birdwell?

  • Ampiasao ny Pejy Fandraisana ao Amin’ny JW.ORG Rehefa Manompo”: (5 min.) Fiaraha-midinika.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 59: Hevitra 6, famintinana sy famerenana ary tanjona

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 129 sy Vavaka