23-29 Oktobra JOBA 8-10 HANDEFA 23-29 Oktobra Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Hira 107 sy Vavaka Teny Fampidirana (1 min.) HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA “Miaro Antsika Ilay hoe Tia sy Tsy Mivadika i Jehovah”: (10 min.) Vatosoa Ara-panahy: (10 min.) Jb 9:32: Inona no tokony hataontsika raha misy andinin-teny tsy azontsika? (w10 15/10 6-7 § 19-20) Valin-teninao Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa? Valin-teninao Famakiana Baiboly: (4 min.) Jb 9:20-35 (th lesona 11) FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 17) Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ary resaho vetivety ilay hoe “Ahoana no Handraisanao Soa avy Amin’ireo Lesona Ato?” (th lesona 3) Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 16: Hevitra 6 sy ilay hoe Misy Miteny Hoe (th lesona 14) NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA Hira 109 “Ampio Hahafantatra ny Mpamorona Azy ny Olona Tsy Mpivavaka”: (10 min.) Fiaraha-midinika sy video. Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.) Fianarana Baiboly: (30 min.) lfb “Taratasy avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana”; Fampidirana ny Fizarana 1; Lesona 1, 2 Teny Famaranana (3 min.) Hira 64 sy Vavaka Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 23-29 Oktobra TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 23-29 Oktobra 2023 Tenin’ny Tanana Malagasy Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 23-29 Oktobra 2023 https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/202023339/univ/art/202023339_univ_sqr_xl.jpg mwb23.9 20