Ny fitiavana sy ny tsy fivadihan’i Jehovah no manampy antsika tsy hivadika sy tsy ho voafitaky ny laingan’i Satana (Jb 10:12; Sl 32:7, 10; w21.11 44:14)
ANDRAMO IZAO: Hanana hery hiatrehana ny fitsapana mahazo anao ianao, raha misaintsaina ny fomba ampisehoan’i Jehovah ny fitiavany sy tsy fivadihany aminao. Soraty izany ary jereo matetika.
TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA