25 Septambra–1 Oktobra

ESTERA 9-10

25 Septambra–1 Oktobra
  • Hira 102 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Tsy Nanararaotra Fahefana Izy”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Es 9:​15, 16: Nahoana ny Jiosy no tsy nandroba ny fananan’ireo olona novonoiny? (w06 1/3 11 § 4)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Es 9:​1-14 (th lesona 11)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA