HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Fomba Telo Ahazoana Fahendrena

Fomba Telo Ahazoana Fahendrena

Mandinika ny zavaboary (Jb 12:​7-9; w09 15/4 7 § 17)

Mpiara-manompo fakan-tahaka atao namana (Jb 12:12; w21.06 23:10-12)

Mianatra ny fitsipik’Andriamanitra sy mampihatra azy ireny eo amin’ny fiainana (Jb 12:16; it “Fahendrena”: “Fahendren’Andriamanitra” § 1)

SAINTSAINO IZAO: ‘Inona no soa noraisiko rehefa nanokana fotoana hiarahana tamin’ny mpiara-manompo fakan-tahaka aho?’