HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Miezaha Hanetry Tena Hoatran’i Estera

Miezaha Hanetry Tena Hoatran’i Estera

[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Estera.]

Tena tsara tarehy i Estera (Es 2:7)

Tsy niova ny toetran’i Estera na dia noderaina sy nodokadokafana aza izy (Es 2:​9, 15; w17.01 25 § 11; ia 130 § 15)

SAINTSAINO IZAO: ‘Mihevitra ny tenako ho ambony ve aho sa manetry tena, raha jerena ny zavatra lazaiko sy ataoko?’​—w17.01 25 § 12.