9-15 Oktobra

JOBA 4-5

9-15 Oktobra
  • Hira 121 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Mitandrema Amin’ny Vaovao Tsy Marina”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Jb 4:4: Inona no azon’ny Kristianina ianarana avy amin’i Joba? (w03 15/5 22 § 5-6)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Jb 5:1-19 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 78

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 60

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 38 sy Vavaka