HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Mitandrema Amin’ny Vaovao Tsy Marina

Mitandrema Amin’ny Vaovao Tsy Marina

Hoatran’ny hoe azo itokisana ny tenin’i Elifaza satria zokiolona izy sady hendry (Jb 4:1; it “Elifaza” § 2)

Nilaza hafatra hanakiviana an’i Joba izy satria nisy demonia nifandray taminy (Jb 4:​14-16; w05 15/9 26 § 2)

Marina ny zavatra sasany noresahin’i Elifaza kanefa nampihariny tamin’ny fomba ratsy (Jb 4:19; w10 15/2 19 § 5-6)

Manaparitaka vaovao tsy marina mampidi-doza foana ny tontolon’i Satana.

SAINTSAINO IZAO: ‘Maka fotoana handinihana tsara an’izay vaovao azoko ve aho?’​—mrt 32 § 13-17.