Fanazavana Fanampiny

Fanazavana Fanampiny

MISY TOROHEVITRA TENA MANDAITRA AO AMIN’NY BAIBOLY, na ho an’ny mpivady izany, na ho an’ny ray aman-dreny, na ho an’ny tanora. Manampy ny olona hahay hisaina sy hahay hanapa-kevitra ny toro lalana ao.—Ohabolana 1:1-4.

MAMALY AN’IREO FANONTANIANA MANAHIRAN-TSAINA ANTSIKA KOA NY BAIBOLY. OHATRA HOE:

  • Nahoana ny olona no maty?

  • Andriamanitra ve no mahatonga antsika hijaly?

  • Manao ahoana ny olona rehefa maty?

Ho hitanao ao amin’ny Baiboly ny valin’ireo fanontaniana ireo sy ny maro hafa. Jereo ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? Midira ao amin’ny www.pr418.com/mg.