NY TILIKAMBO FIAMBENANA (FIANARANA) Aprily 2020

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 1 Jona ka hatramin’ny 5 Jolay 2020.

Mpanafika avy any Avaratra!

Lahatsoratra Fianarana 14: 1-7 Jona 2020. Mila ahitsy ny fahazoantsika ny Joela toko 1 sy 2. Inona no antony efatra mahatonga an’izany?

Ahoana no Fahitanao ny Olona eny Amin’ny Saha?

Lahatsoratra Fianarana 15: 8-14 Jona 2020. Horesahina ato hoe manahaka an’i Jesosy sy ny apostoly Paoly isika, rehefa mihevitra an’izay inoan’ny olona sy izay mahaliana azy ireny, sady manantena foana hoe mety ho lasa mpanara-dia an’i Jesosy izy ireny.

Henoy sy Fantaro Izy Ireo dia Miezaha Hangoraka

Lahatsoratra Fianarana 16: 15-21 Jona 2020. Ho hitantsika ato fa be fitiavana i Jehovah rehefa nifandray tamin’i Jona, Elia, Hagara, ary Lota. Hanampy antsika izany mba hanahaka azy rehefa mifandray amin’ny rahalahy sy anabavy.

‘Antsoiko hoe Namana Ianareo’

Lahatsoratra Fianarana 17: 22-28 Jona 2020. Tsy mora ny hoe ho lasa naman’i Jesosy sy hifandray akaiky aminy foana. Afaka mandresy an’ireo olana mety hisakana an’izany anefa isika.

Vitao Hatramin’ny Farany Ilay Hazakazaka!

Lahatsoratra Fianarana 18: 29 Jona–5 Jolay 2020. Mijaly ve ianao satria mihantitra na marary? Inona no hanampy anao hahavita an’ilay hazakazaka hahazoana fiainana?