NY TILIKAMBO FIAMBENANA (FIANARANA) Mey 2020

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 6 Jolay ka hatramin’ny 2 Aogositra 2020.

Iza no “Mpanjakan’ny Avaratra” Amin’ny Fotoanan’ny Farany?

Lahatsoratra Fianarana 19: 6-12 Jolay 2020. Mbola tanteraka amin’izao ny faminanian’i Daniela momba “ny mpanjakan’ny avaratra” sy “ny mpanjakan’ny atsimo.” Inona no porofon’izany? Ary nahoana isika no mila mahazo tsara ny tsipiriany amin’izy io?

Mpanjaka Roa Miady Mandritra ny Fotoanan’ny Farany

Miara-tanteraka amin’ny faminaniana hafa ny faminaniana momba “ny mpanjakan’ny avaratra” sy “ny mpanjakan’ny atsimo.” Nahoana ireo faminaniana ireo no manaporofo fa efa kely sisa dia hifarana ity tontolo ity?

Iza no “Mpanjakan’ny Avaratra” Amin’izao Andro Izao?

Lahatsoratra Fianarana 20: 13-19 Jolay 2020. Iza no mpanjakan’ny avaratra ary ahoana no hiafarany? Ho vonona hiatrika ny hoavy isika raha mahalala an’izany.

Mankasitraka An’ireo Fanomezan’i Jehovah ve Ianao?

Lahatsoratra Fianarana 21: 20-26 Jolay 2020. Inona avy no nomen’i Jehovah antsika, ary ahoana no hanampiantsika ny olona tsy mino an’Andriamanitra?

Harena Tsy Hita Maso Nefa Tena Sarobidy

Lahatsoratra Fianarana 22: 27 Jolay–2 Aogositra 2020. Hiresaka harena tsy hita maso isika ato. Ahoana no ampisehoantsika fa mankasitraka azy ireny isika?