NY TILIKAMBO FIAMBENANA (FIANARANA) Oktobra 2023

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 11 Desambra 2023 ka hatramin’ny 7 Janoary 2024.

LAHATSORATRA FIANARANA 42

“Vonona Hankatò” ve Ianao?

Hianarana ny herinandron’ny 11 ka hatramin’ny 17 Desambra 2023.

LAHATSORATRA FIANARANA 43

‘Hanatanjaka Anao Izy’

Hianarana ny herinandron’ny 18 ka hatramin’ny 24 Desambra 2023.

LAHATSORATRA FIANARANA 44

Fakafakao Tsara ny Tenin’Andriamanitra

Hianarana ny herinandron’ny 25 ka hatramin’ny 31 Desambra 2023.

LAHATSORATRA FIANARANA 45

Tombontsoa ny Manompo ao Amin’ilay Tempoly Ara-panahy

Hianarana ny herinandron’ny 1 ka hatramin’ny 7 Janoary 2024.