Be Herim-po i Estera HANDEFA Be Herim-po i Estera Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Haka: Tononkira Misy Naoty 1. Tsy mba nisy hoe ray na reny Ilay ankizikely, Ka notezain’i Mordekay, Nahantra fa modely. Dia izy no voatendry, Lasa vadin’ny mpanjaka. Estera moa, mahery fo, Nankatò sy hendry! (FIVERENANA) Mba te hanahak’azy aho! Te hitovy amin’i Estera, Fa tena mahery fo izy. ’Zaho te ho sahy hoatr’azy. Ka tena hankatò aho, Dia mba hiaro an’i Jehovah. Hankatò foana àry aho, Fa te hanahak’azy. 2. Tsy mpanompon’i Jehovah Ny vadin’i Estera, Nefa nohajainy foana, Ka nazahoany dera. Dia indray andro izay Nasaina hiaro foko iray, Estera moa, mahery fo, Sahy nijoro indray! (FIVERENANA) Mba te hanahak’azy aho! Te hitovy amin’i Estera, Fa tena mahery fo izy. ’Zaho te ho sahy hoatr’azy. Ka tena hankatò aho, Dia mba hiaro an’i Jehovah. Hankatò foana àry aho, Fa te hanahak’azy. Hiverina Manaraka Mety ho Tianao Koa ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH (KILALAO) Be Herim-po i Estera Jereo ato hoe inona no azonao atao mba ho be herim-po hoatran’i Estera. FAMPIANARAN’NY BAIBOLY Ho An’ny Ankizy Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo fitaovana mahafinaritra ato, izay miorina amin’ny Baiboly. Hanao Pirinty Hizara Hizara Be Herim-po i Estera Ataovy Namanao i Jehovah (hira) Be Herim-po i Estera Tenin’ny Tanana Malagasy Be Herim-po i Estera https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/501800010/univ/art/501800010_univ_sqr_xl.jpg pkon