‘Ho toy ny Renirano ny Fiadananao’ HANDEFA ‘Ho toy ny Renirano ny Fiadananao’ Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary Haka: Tononkira Misy Naoty 1. Tsy mora ny manjo, mampitomany. Raha hoe tsy hanahy, toa sarotra izany; Tebiteby foana vao mifoha. Fa mivavaha, atrakao ny loha. (FIVERENANA) Fa ho toy ny renirano Ny fiadanan-tsainao, Hamelombelona aina Toy ny andon’ny maraina, ka tsy hanahy intsony. Ianao ’nie tsy mba hafoiny, hampiany mba ho tony. 2. Resaho ’zay ao am-ponao rehetra. Jehovah mihaino foana, tsy mba misy fetra. Dia izy hiambina ny fo sy saina, Fa tiany ianao, karakarainy. (FIVERENANA) Fa ho toy ny renirano Ny fiadanan-tsainao, Hamelombelona aina Toy ny andon’ny maraina, ka tsy hanahy intsony. Ianao ’nie tsy mba hafoiny, hampiany mba ho tony. (FIVERENANA) Dia ho toy ny renirano Ny fiadanan-tsainao, Hamelombelona aina Toy ny andon’ny maraina, ka tsy hanahy intsony. Ianao ’nie tsy mba hafoiny, hampiany mba ho tony. Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara ‘Ho toy ny Renirano ny Fiadananao’ HIRA ‘Ho toy ny Renirano ny Fiadananao’ Tenin’ny Tanana Malagasy ‘Ho toy ny Renirano ny Fiadananao’ https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1014389/univ/art/1014389_univ_sqr_xl.jpg