“Vaovao Tsara”! (Hira Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024) HANDEFA “Vaovao Tsara”! (Hira Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024) Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Lioka 2:10) Haka: Tononkira Misy Naoty 1. Kivy ianao ve sa manahy? Sa te hiantso vonjy? Mifalia fa tonga ilay Mpamonjy! ‘Lalana aho’ hoy izy, Voahosotra, voafidy. (FIVERENANA) ’Zay no vaovao tsara, ’Ndao handray anjara, Hiezaka hanambara! Jehovah no derao Noho ilay vaovao. Mihobia, mifalia, Fa tonga anie Kristy! 2. Dia ny fanjakany indray Tsy hisy fiafarany, ’Zay tsy rariny anie hofafany. Hiadana am’izay, Hiaina mandrakizay! (FIVERENANA) ’Zay no vaovao tsara, ’Ndao handray anjara, Hiezaka hanambara! Jehovah no derao Noho ilay vaovao. Mihobia, mifalia, Fa tonga anie Kristy! (FIVERENANA) ’Zay no vaovao tsara, ’Ndao handray anjara, Hiezaka hanambara! Jehovah no derao Noho ilay vaovao. Mihobia, mifalia, Fa tonga anie Kristy! (Jereo koa ny Mat. 24:14; Jaona 8:12; 14:6; Isaia 32:1; 61:2.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara “Vaovao Tsara”! (Hira Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024) HIRA “Vaovao Tsara”! (Hira Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024) Tenin’ny Tanana Malagasy “Vaovao Tsara”! (Hira Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1014398/univ/art/1014398_univ_sqr_xl.jpg