Aza Revon’ny Androany HANDEFA Aza Revon’ny Androany Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary Haka: Tononkira Misy Naoty 1. ’Zaho tsy hanara-drenirano Sahy miavaka amin’ny maro F’izany aloha tsy mora ihany. Raha ’zaho ’ndray tsy hanaiky hotefeny, toky fitaka anie ireny. Ny fiainana mantsy tsy izao ihany! (FIVERENANA) Dieny izao ny fiainanao Jehovah irery omena azy, dia tsy ho lavo ianao. Fa any aoriana any Ianao no hitsena an’ilay paradisa an-tany K’aza revon’ny androany, io ’nie mandalo ihany! 2. Raha tambazany asa tsara, Vola be na koa hoe fiara Ary halaza sy ho tafita, Dia ny herinao aza ariana any fa zava-poana mantsy izany Ny fiainana anie tsy izao ihany! (FIVERENANA) Dieny izao ny fiainanao Jehovah irery omena azy, dia tsy ho lavo ianao. Fa any aoriana any Ianao no hitsena an’ilay paradisa an-tany K’aza revon’ny androany, io ’nie mandalo ihany! (FIVERENANA) Dieny izao ny fiainanao Jehovah irery omena azy, dia tsy ho lavo ianao. Fa any aoriana any Ianao no hitsena an’ilay paradisa an-tany K’aza revon’ny androany, io ’nie mandalo ihany! Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Aza Revon’ny Androany HIRA Aza Revon’ny Androany Tenin’ny Tanana Malagasy Aza Revon’ny Androany https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1014372/univ/art/1014372_univ_sqr_xl.jpg