Tia Anao Foana HANDEFA Tia Anao Foana Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (1 Korintianina 13:8) Haka: Tononkira Misy Naoty 1. Mba nitady ianao, Fo mba hiantra sy hiaro, Toa fo vato indray no hitanao. Nefa kosa atỳ Misy namana maro Vonona ny hampionona anao. Dia ’zay fitiavana izay Hitohy mandrakizay. (FIVERENANA) Tia, tia anao foana Jehovah ka aza kivy, Fitiavana izy. Tia, tia anao foana Izahay namanao, Tsy hahafoy, tsy handao. Izahay tia anao, Tia anao foana. 2. Raha toa mafy loatra Izay onjan’ny tany, Ka toa mila tsy ho zaka intsony, ’Lay fanantenana Mbola zarao hatrany, Fa Jehovah eo hampitony. Izay fitiavana izay Hitohy mandrakizay. (FIVERENANA) Tia, tia anao foana Jehovah ka aza kivy, Fitiavana izy. Tia, tia anao foana Izahay namanao, Tsy hahafoy, tsy handao. Izahay tia anao. (FIVERENANA) Tia, tia anao foana Jehovah ka aza kivy, Fitiavana izy. Tia, tia anao foana Izahay namanao, Tsy hahafoy, tsy handao. Izahay tia anao, Tia anao foana, Tia anao foana, Tia anao foana. Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Tia Anao Foana HIRA Tia Anao Foana Tenin’ny Tanana Malagasy Tia Anao Foana https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1014320/univ/art/1014320_univ_sqr_xl.jpg