HIRA 155 Ny Mahafaly Indrindra Mifidiana Raki-peo Ny Mahafaly Indrindra Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Salamo 16:11) 1. ’Reo kintanao toa vatosoa Tsy manan-tsahala, Dia niangalianao ihany koa Ny havoana sy ny ala. Feno asa tananao ny tany, Dia zavakanto izay voakaly. Tianao ’zahay ho faly! (FIVERENANA) Zavaboary mahavariana, Ilay hafatra torina, Sy ’lay Paradisa an-tany... Dia samy antom-pifaliana. Fa ny mahafaly indrindra Dia ny akaiky anao hatrany, Satria tsisy hoatr’izany! 2. Ny namoronanao anay Mahagaga anay koa: Mandre, mahita, sy mahay Maneho fihetseham-po. Nomenao ’zay rehetra ilaina, Nataonao mamy koa ny miaina, Ho mandrakizay. (FIVERENANA) Zavaboary mahavariana, Ilay hafatra torina, Sy ’lay Paradisa an-tany... Dia samy antom-pifaliana. Fa ny mahafaly indrindra Dia ny akaiky anao hatrany, Satria tsisy hoatr’izany! (TETEZANA) Satria foinao ’lay Zanakao Ho faty ho anay, Dia lasa faly ireo nijaly Ary hiadana mandrakizay. (FIVERENANA) Zavaboary mahavariana, Ilay hafatra torina, Sy ’lay Paradisa an-tany... Dia samy antom-pifaliana. Fa ny mahafaly indrindra Dia ny akaiky anao hatrany, Satria tsisy hoatr’izany! (FIVERENANA) Zavaboary mahavariana, Ilay hafatra torina, Sy ’lay Paradisa an-tany... Dia samy antom-pifaliana. Fa ny mahafaly indrindra Dia ny akaiky anao hatrany, Satria tsisy hoatr’izany! (Jereo koa Sal. 37:4; 1 Kor. 15:28.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Ny Mahafaly Indrindra MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Ny Mahafaly Indrindra (Hira 155) Tenin’ny Tanana Malagasy Ny Mahafaly Indrindra (Hira 155) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102022955/sign/wpub/1102022955_sign_sqr_xl.jpg sjj 155