HIRA 157 Fiadanana Ihany Eran-tany! Mifidiana Raki-peo Fiadanana Ihany Eran-tany! Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Salamo 29:11) 1. Raha ny manodidina ahy, Toa manjombon-dava: Korontana sy fahoriana. ’Zaho ’ndray ’nefa mino, Tsy ho ela io dia hisava, Hazava ny andro, hibaliaka. (FIVERENANA) N’aiza n’aiza eto an-tany, Tony tsisy ahiahy, Hilamin-tsaina hatrany. Ny any an-tampon-kavoana, Ny any an-dohasaha, Ho fiadanana ihany Eran-tany. 2. Rehefa hisolo vaovao ’Zao rehetra izao, Dia hifankatia ny olona ao; Ka ’zay eto an-tany Sy ny any an-danitra any, Dia hiadana tsisy hoatr’izany! (FIVERENANA) N’aiza n’aiza eto an-tany, Tony tsisy ahiahy, Hilamin-tsaina hatrany. Ny any an-tampon-kavoana, Ny any an-dohasaha, Ho fiadanana ihany Eran-tany. (FIVERENANA) N’aiza n’aiza eto an-tany, Tony tsisy ahiahy, Hilamin-tsaina hatrany. Ny any an-tampon-kavoana, Ny any an-dohasaha, Ho fiadanana ihany. (FIVERENANA) N’aiza n’aiza eto an-tany, Tony tsisy ahiahy, Hilamin-tsaina hatrany. Ny any an-tampon-kavoana, Ny any an-dohasaha, Ho fiadanana ihany Eran-tany, Eran-tany! (Jereo koa ny Sal. 72:1-7; Isa. 2:4; Rom. 16:20) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Fiadanana Ihany Eran-tany! MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Fiadanana Ihany Eran-tany! (Hira 157) Tenin’ny Tanana Malagasy Fiadanana Ihany Eran-tany! (Hira 157) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102022957/sign/wpub/1102022957_sign_sqr_xl.jpg sjj 157