HIRA 72 Ambarao ny Fahamarinana Momba Ilay Fanjakana Mifidiana Raki-peo Ambarao ny Fahamarinana Momba Ilay Fanjakana Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Asan’ny Apostoly 20:20, 21) 1. Tsy hitantsika izay naleha; Ka ’zay natao mba nety ve? Soa Jehovah nanazava, Avy eo ny haizina nisava! Haintsika izao ny sitrapony, Ny Fanjakany sy ny zony. ’Zao indray itoriantsika ’Zay any an-trano sy ’zay rehetra hita; Na eto izany na any ampita, Dia tsy mba misy avelantsika; Mba ho hainy koa, ka ho ao am-po ’Lay fahamarinana mahasoa. ’Ndao ’sika izao mba hiray saina, Hitory foana ary hikely aina. Dia andao mba hiara-hiasa Fa efa hifarana am’izay ’lay asa. (Jereo koa ny Jos. 9:9; Isaia 24:15; Jaona 8:12, 32.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Ambarao ny Fahamarinana Momba Ilay Fanjakana MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Ambarao ny Fahamarinana Momba Ilay Fanjakana (Hira 72) Tenin’ny Tanana Malagasy Ambarao ny Fahamarinana Momba Ilay Fanjakana (Hira 72) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016872/sign/wpub/1102016872_sign_sqr_xl.jpg sjj 72