HIRA 79 Ampianaro Izy Ireo mba Handroso Hatrany Mifidiana Raki-peo Ampianaro Izy Ireo mba Handroso Hatrany Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Matio 28:19, 20) 1. Tombontsoa ny manao mpianatra. Tsapanao ny fiovany. Hitanao izy ’reo miezaka Sady te handroso hatrany. (FIVERENANA) Jehovah ô, ’reo ondrinao Arovy sy karakarao Mba samy hanohy ny fandrosoany, ka ny finoany Ho tena lalina ao am-pony. 2. Izy ’reo raha tojo fitsapana, Tsy avelanay ho irery. F’izahay mivavaka mazàna Sady miahy sy mampahery. (FIVERENANA) Jehovah ô, ’reo ondrinao Arovy sy karakarao Mba samy hanohy ny fandrosoany, ka ny finoany Ho tena lalina ao am-pony. 3. Enga anie hatoky anao hatrany Izy ’reo, hahery fo, Hankatò na sarotra aza izany, Mba handray ’lay valisoa. (FIVERENANA) Jehovah ô, ’reo ondrinao Arovy sy karakarao Mba samy hanohy ny fandrosoany, ka ny finoany Ho tena lalina ao am-pony. (Jereo koa ny Lioka 6:48; Asa. 5:42; Fil. 4:1.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Ampianaro Izy Ireo mba Handroso Hatrany MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Ampianaro Izy Ireo mba Handroso Hatrany (Hira 79) Tenin’ny Tanana Malagasy Ampianaro Izy Ireo mba Handroso Hatrany (Hira 79) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016879/sign/wpub/1102016879_sign_sqr_xl.jpg sjj 79