HIRA 18 Ankasitrahantsika ny Vidim-panavotana Mifidiana Raki-peo Ankasitrahantsika ny Vidim-panavotana Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Lioka 22:20) 1. Jehovah ô, maniry hisaotra anao ’zahay, Satria sorona lehibe no nataonao ho anay. ’Lay Zanakao, foinao ho anay olona ambany, Ka tsy misy fitiavana lehibe noho izany. (FIVERENANA) Maty izy mba ho fiainanay. Ny rany no namonjy anay. Amin’ny fo, hisaotra anao ’zahay mandrakizay. 2. Tia anay koa Kristy matoa nanao hoe: ‘Eny!’ Aina lavorary ny azy kanefa nomeny. Taloha ’zahay dia kivy tsisy nantenaina, ’Zao kosa manantena hoavy tsisy taraina. (FIVERENANA) Maty izy mba ho fiainanay. Ny rany no namonjy anay. Amin’ny fo, hisaotra anao ’zahay mandrakizay. (Jereo koa ny Heb. 9:13, 14; 1 Pet. 1:18, 19.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Ankasitrahantsika ny Vidim-panavotana MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Ankasitrahantsika ny Vidim-panavotana (Hira 18) Tenin’ny Tanana Malagasy Ankasitrahantsika ny Vidim-panavotana (Hira 18) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016818/sign/wpub/1102016818_sign_sqr_xl.jpg sjj 18