HIRA 100 Aoka Isika ho Tia Mandray Vahiny Mifidiana Raki-peo Aoka Isika ho Tia Mandray Vahiny Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Asan’ny Apostoly 17:7) 1. Jehovah tena tia sady mpanao soa. Ny olona rehetra ahiny avokoa, Ka omeny isan’andro, sakafo sy masoandro, Omeny orana ara-potoana. Manahaka azy ’zay tia mandray vahiny. ’Reo miantra ny mahantra dia hotahiny. ’Zay tia manampy ny ory, tsy hohadinoiny akory, Tsy maintsy mbola honerany foana. 2. Tsarovy fa na kely aza vitanao, Manohina ny fo, na tsy tsapanao. Koa anehoy fiahiana ’zay mila fanampiana; Na ’reo tsy fantatrao, iantrao ihany. Aok’àry isika ho tia mandray vahiny. Izany no nataon’i Lydia fahiny. Sokafy ny fonao, ny varavaranao, Jehovah tsy hanadino an’izany. (Jereo koa ny Asa. 16:14, 15; Rom. 12:13; 1 Tim. 3:2; Heb. 13:2; 1 Pet. 4:9.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Aoka Isika ho Tia Mandray Vahiny MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Aoka Isika ho Tia Mandray Vahiny (Hira 100) Tenin’ny Tanana Malagasy Aoka Isika ho Tia Mandray Vahiny (Hira 100) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016900/sign/wpub/1102016900_sign_sqr_xl.jpg sjj 100