HIRA 36 Arovy ny Fonao Mifidiana Raki-peo Arovy ny Fonao Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Ohabolana 4:23) 1. Mba iza no mibaiko anao: Ny fo ve sa ny saina? Tandremo tsara anie ny fo, Arovy izy io fa aina. Fa ny fonao raha tsy voafehy, Ianao ’ndray no ambakainy. Jehovah koa mijery anao, Ny fonao hotsarainy. 2. Raha te hanatona Azy ianao, Ny fo omano aloha. Resaho ’zay tena tsapanao, ’Zay lalina ao am-po. Dia Izy hamolavola anao Hanaiky izay lazainy. Ho zatra mankatò ianao, Vao mainka hampiasainy. 3. ’Zay eritreri-dratsy anefa, Ialao ary halaviro. Ny hevitr’i Jehovah no Saintsaino sy fikiro. ’Zay rehetra tsy mivadika No namana tsy foiny. ’Reo manompo azy amin’ny fo No akaikin’ny fony. (Jereo koa ny Sal. 34:1; Fil. 4:8; 1 Pet. 3:4.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Arovy ny Fonao MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Arovy ny Fonao (Hira 36) Tenin’ny Tanana Malagasy Arovy ny Fonao (Hira 36) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016836/sign/wpub/1102016836_sign_sqr_xl.jpg sjj 36