HIRA 98 Avy Amin’Andriamanitra ny Soratra Masina Mifidiana Raki-peo Avy Amin’Andriamanitra ny Soratra Masina Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (2 Timoty 3:16, 17) 1. Ny Baiboly dia hazavana, Manome fanantenana. Tari-dalana tsara anie, Manafaka an’ireo voafehy. 2. Boky iray tena manan-kery, Mety hanova sy hampahery; Torohevitra omen’ny Ray, Natao ho antsika tsirairay. 3. Miantso izy io, manao hoe: ‘Avia, Fa Jehovah tena tia!’ Isan’andro àry mba vakio, Ho fefy miaro anao izy io. (Jereo koa ny Sal. 119:105; Ohab. 4:13.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Avy Amin’Andriamanitra ny Soratra Masina MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Avy Amin’Andriamanitra ny Soratra Masina (Hira 98) Tenin’ny Tanana Malagasy Avy Amin’Andriamanitra ny Soratra Masina (Hira 98) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016898/sign/wpub/1102016898_sign_sqr_xl.jpg sjj 98