HIRA 147 Azo Antoka ny Fiainana Mandrakizay Mifidiana Raki-peo Azo Antoka ny Fiainana Mandrakizay Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Salamo 37:29) 1. Jehovah mampanantena Fa ho vaovao ’ndray ny tany. Ny olona manetry tena No handova an’izany. (FIVERENANA) Fafao ny tomany, F’azo antoka izany. Dia sambatra am’izay! Ho mandrakizay! 2. Ho lavorary sy faly ’Reo olona an-tapitrisa, Hiadana, tsisy mijaly. Tonga ny Paradisa! (FIVERENANA) Fafao ny tomany, F’azo antoka izany. Dia sambatra am’izay! Ho mandrakizay! 3. Ny ranomaso hofafany, Dia foana hatreo ny talaho. ’Reo havanao nodimandry Mbola hofihininao. (FIVERENANA) Fafao ny tomany, F’azo antoka izany. Dia sambatra am’izay! Ho mandrakizay! (Jereo koa ny Isaia 25:8; Lioka 23:43; Jaona 11:25; Apok. 21:4.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Azo Antoka ny Fiainana Mandrakizay MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Azo Antoka ny Fiainana Mandrakizay (Hira 147) Tenin’ny Tanana Malagasy Azo Antoka ny Fiainana Mandrakizay (Hira 147) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016947/sign/wpub/1102016947_sign_sqr_xl.jpg sjj 147