HIRA 59 Derao i Jah! Mifidiana Raki-peo Derao i Jah! Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Salamo 146:2) 1. Derao i Jah, Tompon’ny aina, Ray tena tia, mpanome ’zay ilaina. Hery lehibe No isehoany, Mahagaga anefa ny hatsaram-pony. Derao ny anarany fa tena ambony. 2. Derao i Jah Fa mpanao soa, Mamaly vavaka, miantra tokoa. Raha kivy ianao Na miady saina, Eo ny fanahiny, azo antenaina. Izy no mendrika ny hoderaina. 3. Derao i Jah, Tia fahitsiana, Manao ny rariny, azo itokiana. ’Zay fo tomany, Tena iantrany. Hitondra soa maro ny Fanjakany. ’Ndao àry isika hidera azy hatrany! (Jereo koa ny Sal. 94:18, 19; 145:21; 147:1; 150:2; Asa. 17:25.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Derao i Jah! MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Derao i Jah! (Hira 59) Tenin’ny Tanana Malagasy Derao i Jah! (Hira 59) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016859/sign/wpub/1102016859_sign_sqr_xl.jpg sjj 59