HIRA 16 Derao i Jehovah fa Lasa Mpanjaka Ilay Zanany Mifidiana Raki-peo Derao i Jehovah fa Lasa Mpanjaka Ilay Zanany Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Apokalypsy 21:2) 1. Mpanjaka mahery Kristy, Tia rariny, toy ny Rainy; Ka Jehovah no nanendry azy Hamita an’izay nokasainy. (FIVERENANA) Derao Jah, ry ondry rehetra! Derao koa Jesosy Kristy! Koa araho hatrany, ekeo ny lalàny; Derao izy, mihobia! Derao Jah noho ’lay Fanjakany! Derao fa voatendry Kristy, Ny anaran’ny Rainy no ankalazainy. Derao izy, mifalia! 2. Ireo ’zay nateraka indray, Voafidy sady voaisa. Nantsoina izy ’reo ho mpanjaka, Hamerina ny Paradisa. (FIVERENANA) Derao Jah, ry ondry rehetra! Derao koa Jesosy Kristy! Koa araho hatrany, ekeo ny lalàny; Derao izy, mihobia! Derao Jah noho ’lay Fanjakany! Derao fa voatendry Kristy, Ny anaran’ny Rainy no ankalazainy. Derao izy, mifalia! (Jereo koa ny Ohab. 29:4; Isaia 66:7, 8; Jaona 10:4; Apok. 5:9, 10.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Derao i Jehovah fa Lasa Mpanjaka Ilay Zanany MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Derao i Jehovah fa Lasa Mpanjaka Ilay Zanany (Hira 16) Tenin’ny Tanana Malagasy Derao i Jehovah fa Lasa Mpanjaka Ilay Zanany (Hira 16) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016816/sign/wpub/1102016816_sign_sqr_xl.jpg sjj 16