HIRA 25

Fanananao Manokana Izy Ireo

Fanananao Manokana Izy Ireo

(1 Petera 2:9)

  1. 1. ’Reo zanakao, Jehovah,

    Ireo ’zay voahosotrao

    Dia voafidy, voavidy,

    Zavaboary vaovao.

    (FIVERENANA)

    Ireo no voantso,

    Olonao, fanananao;

    Tia anao, mino anao.

    Ambarany hatraiza hatraiza ianao.

  2. 2. Voatokana izy ’reo ho

    Firenena masina,

    Nahalala ka niala

    Tamin’ny haizina.

    (FIVERENANA)

    Ireo no voantso,

    Olonao, fanananao;

    Tia anao, mino anao.

    Ambarany hatraiza hatraiza ianao.

  3. 3. Ny ondry hafa kosa

    Angoniny hanara-dia.

    Ary ekeny ’zay teny

    Nolazain’i Kristy.

    (FIVERENANA)

    Ireo no voantso,

    Olonao, fanananao;

    Tia anao, mino anao.

    Ambarany hatraiza hatraiza ianao.