HIRA 27 Haseho Miharihary Ireo Zanak’Andriamanitra Mifidiana Raki-peo Haseho Miharihary Ireo Zanak’Andriamanitra Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Romanina 8:19) 1. Iza avy ireo voafidy hanjaka Any an-danitra? Tsy ho ela izany dia Hasehon’Andriamanitra. (FIVERENANA) ’Reo zanak’i Jehovah ireo Hasehony avokoa Ka hiaraka amin’i Kristy, Handray ny valisoa. 2. Ilay Mpanjakan’ny mpanjaka, Amin’ny fahefany, No ho avy hanangona an’ireo ’Zay mbola eto an-tany. (FIVERENANA) ’Reo zanak’i Jehovah ireo Hasehony avokoa Ka hiaraka amin’i Kristy, Handray ny valisoa. (TETEZANA) Avy eo ireo no hiara-hanao ’Lay ady farany, Ary hampakarin’i Kristy Mba hiaraka aminy. (FIVERENANA) ’Reo zanak’i Jehovah ireo Hasehony avokoa Ka hiaraka amin’i Kristy, Handray ny valisoa. (Jereo koa ny Dan. 2:34, 35; 1 Kor. 15:51, 52; 1 Tes. 4:15-17.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Haseho Miharihary Ireo Zanak’Andriamanitra MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Haseho Miharihary Ireo Zanak’Andriamanitra (Hira 27) Tenin’ny Tanana Malagasy Haseho Miharihary Ireo Zanak’Andriamanitra (Hira 27) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016827/sign/wpub/1102016827_sign_sqr_xl.jpg sjj 27