HIRA 149 Hiram-pandresena Mifidiana Raki-peo Hiram-pandresena Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Eksodosy 15:1) 1. Derao Jehovah Fa izy no Mahery Indrindra. Naringany avokoa Ireo tafik’i Farao. Tsisy toa azy, Ny anarany atao hoe Jehovah, Ary hiram-pandresena Atao ho azy irery ’zao. (FIVERENANA) Jehovah ô, tsy misy hoatr’anao, Ry Avo Indrindra, tsy miova hatrizay. Ny anaranao no hohamasininao, Tsy ho ela ianao handresy indray. 2. ’Reo firenena ’Zay manohitr’azy eto an-tany, Haringany ihany koa Amin’ny Hara-magedona. Hoporofoiny Fa izy tokoa no Jehovah, Ilay Mahery Indrindra, Ary mbola handresy foana. (FIVERENANA) Jehovah ô, tsy misy hoatr’anao, Ry Avo Indrindra, tsy miova hatrizay. Ny anaranao no hohamasininao, Tsy ho ela ianao handresy indray. (Jereo koa ny Sal. 2:2, 9; 92:8; Mal. 3:6; Apok. 16:16.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Hiram-pandresena MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Hiram-pandresena (Hira 149) Tenin’ny Tanana Malagasy Hiram-pandresena (Hira 149) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016949/sign/wpub/1102016949_sign_sqr_xl.jpg sjj 149