HIRA 60 Iankinan’ny Aina io Asa Io Mifidiana Raki-peo Iankinan’ny Aina io Asa Io Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Ezekiela 3:17-19) 1. Na dia mamindra fo i Jehovah, misy fetra. Dieny izao dia andao itoriana ny rehetra. (FIVERENANA) Iankinan’ny ainy, kanefa koa Iankinan’ny aintsika izy io. Iankinan’ny aina io asa io, Koa ny rehetra no itorio, Itorio. 2. ’Zao no hafatra ambara am’izao tontolo izao: ‘Mihavàna am’i Jehovah dieny azo atao.’ (FIVERENANA) Iankinan’ny ainy, kanefa koa Iankinan’ny aintsika izy io. Iankinan’ny aina io asa io, Koa ny rehetra no itorio, Itorio. (TETEZANA) Aina anie zava-dehibe, Koa ampio izy hanao safidy. Ambarao ary hazavao ’Lay fahamarinana tsy amidy. (FIVERENANA) Iankinan’ny ainy, kanefa koa Iankinan’ny aintsika izy io. Iankinan’ny aina io asa io, Koa ny rehetra no itorio, Itorio. (Jereo koa ny 2 Tan. 36:15; Isaia 61:2; Ezek. 33:6; 2 Tes. 1:8.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Iankinan’ny Aina io Asa Io MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Iankinan’ny Aina io Asa Io (Hira 60) Tenin’ny Tanana Malagasy Iankinan’ny Aina io Asa Io (Hira 60) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016860/sign/wpub/1102016860_sign_sqr_xl.jpg sjj 60