HIRA 94 Jehovah ô, Misaotra Noho ny Teninao! Mifidiana Raki-peo Jehovah ô, Misaotra Noho ny Teninao! Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Filipianina 2:16) 1. Jehovah ô, misaotra noho ’lay boky iray Nomenao mba hitari-dalana anay. Ny fahamarinana ao dia mandaitra hatram’izao; Avy amin’ny fanahy ’zay voasoratra ao. 2. Mahery izy io sady mahavita mamaky ’Zay miseho ivelany sy ny ao anaty. Ny lalànao, Jehovah, madio tsy misy tsiny, Satria manampy anay miaina ankehitriny. 3. ’Reo mpanoratra azy io dia mba toa anay. Mba kivy izy ireo, dia mba diso indraindray. Ny Baiboly tokoa re dia sarobidy loatra; Ny hany lazainay: Jehovah ô, misaotra! (Jereo koa ny Sal. 19:9; 119:16, 162; 2 Tim. 3:16; Jak. 5:17; 2 Pet. 1:21.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Jehovah ô, Misaotra Noho ny Teninao! MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Jehovah ô, Misaotra Noho ny Teninao! (Hira 94) Tenin’ny Tanana Malagasy Jehovah ô, Misaotra Noho ny Teninao! (Hira 94) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016894/sign/wpub/1102016894_sign_sqr_xl.jpg sjj 94