HIRA 12 Jehovah Tompo, Ilay Avo Indrindra Mifidiana Raki-peo Jehovah Tompo, Ilay Avo Indrindra Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Eksodosy 34:6, 7) 1. Jehovah Tompo, ’lay Avo Indrindra, Mendrika hoderaina ianao Fa lehibe ny herinao. ’Zay rariny ihany, mahitsy hatrany, No tianao sy ataonao. 2. Ianao no miantra, mangoraka anay; Tsinontsinona izahay, Nefa ianao mba mihaino anay. Ianao manoro, vonon-kanampy, Tsy mandao fa tena Ray. 3. Manandra-peo mba hidera anao ’zao ’Reo ’zay any an-danitra any Sy ’zahay etỳ an-tany. Jehovah Tompo, ny fiderana Dia ho anao irery ihany! (Jereo koa ny Deot. 32:4; Ohab. 16:12; Mat. 6:10; Apok. 4:11.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Jehovah Tompo, Ilay Avo Indrindra MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Jehovah Tompo, Ilay Avo Indrindra (Hira 12) Tenin’ny Tanana Malagasy Jehovah Tompo, Ilay Avo Indrindra (Hira 12) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016812/sign/wpub/1102016812_sign_sqr_xl.jpg sjj 12