HIRA 21 Katsaho Foana Aloha Ilay Fanjakana Mifidiana Raki-peo Katsaho Foana Aloha Ilay Fanjakana Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Matio 6:33) 1. Sarobidy amin’i Jehovah, Tena tiany, andrian’ny fony, Ilay Fanjakan’i Kristy, ’Zay hanao ny sitrapony. (FIVERENANA) Dia katsaho ’lay Fanjakana, Aza avela ho faharoa. Ka ’zay tenin’i Jehovah Ankatoavy amin’ny fo. 2. Aza mba manahy ’zay ampitso: ‘Aiza indray no hahita ny ampy?’ Fanompoana no ataovy aloha, Fa Jehovah tena hanampy. (FIVERENANA) Dia katsaho ’lay Fanjakana, Aza avela ho faharoa. Ka ’zay tenin’i Jehovah Ankatoavy amin’ny fo. 3. Ambarao ilay Fanjakana Ary ampio ’zay rehetra liana, Dia ’zay mila fanantenana, Hoe Jehovah azo itokiana. (FIVERENANA) Dia katsaho ’lay Fanjakana, Aza avela ho faharoa. Ka ’zay tenin’i Jehovah Ankatoavy amin’ny fo. (Jereo koa ny Sal. 27:14; Mat. 6:34; 10:11, 13; 1 Pet. 1:21.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Katsaho Foana Aloha Ilay Fanjakana MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Katsaho Foana Aloha Ilay Fanjakana (Hira 21) Tenin’ny Tanana Malagasy Katsaho Foana Aloha Ilay Fanjakana (Hira 21) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016821/sign/wpub/1102016821_sign_sqr_xl.jpg sjj 21