HIRA 6 Ny Lanitra Manambara ny Voninahitr’Andriamanitra Mifidiana Raki-peo Ny Lanitra Manambara ny Voninahitr’Andriamanitra Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Salamo 19) 1. Ny lanitra midera anao, Jehovah. Ny andro tsirairay mba kanto aok’izany! Ny alina dia maneho ny hatsarany. Mihoby ’reo ka mampiseho F’ianao no niandohany. 2. ’Reo didinao dia tena lavorary, Ka mampahendry anay, na lehibe ’zahay na kely. Ny teninao tsy foinay velively. Ny lalànao, ny hevitrao, Dia mamy toa tantely. 3. Madio tokoa ny fahatahorana anao. Ireo fitsipikao, tsy hiova, tsy ho lefy. Toa volamena, ’zay voadio, tsara tefy. Ny momba anao, ny anaranao, Halaza tsy ho voafefy! (Jereo koa ny Sal. 111:9; 145:5; Apok. 4:11.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Ny Lanitra Manambara ny Voninahitr’Andriamanitra MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Ny Lanitra Manambara ny Voninahitr’Andriamanitra (Hira 6) Tenin’ny Tanana Malagasy Ny Lanitra Manambara ny Voninahitr’Andriamanitra (Hira 6) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016806/sign/wpub/1102016806_sign_sqr_xl.jpg sjj 6