HIRA 145 Mampanantena Paradisa Andriamanitra Mifidiana Raki-peo Mampanantena Paradisa Andriamanitra Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Lioka 23:43) 1. Hanao ny tany ho paradisa ’Lay Fanjakana Arivo Taona. Ho vita hatreo ny faharatsiana, Ny sento sy tomany ho foana. (FIVERENANA) Ho paradisa indray ny tany, Tazano ange, tsy ho ela izany! Jehovah hanao ’zay nokasainy, Satria Kristy no hampiasainy. 2. ’Zay efa maty ho velon’aina Satria Kristy niteny izao: ‘Ho tonga indray ny Paradisa, Dia hiaraka amiko ao ianao.’ (FIVERENANA) Ho paradisa indray ny tany, Tazano ange, tsy ho ela izany! Jehovah hanao ’zay nokasainy, Satria Kristy no hampiasainy. 3. Jesosy izao efa manjaka, Tsy ho ela anie ’lay Paradisa. Manaova hira ho fifaliana, Jehovah no isaorantsika! (FIVERENANA) Ho paradisa indray ny tany, Tazano ange, tsy ho ela izany! Jehovah hanao ’zay nokasainy, Satria Kristy no hampiasainy. (Jereo koa ny Mat. 5:5; 6:10; Jaona 5:28, 29.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Mampanantena Paradisa Andriamanitra MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Mampanantena Paradisa Andriamanitra (Hira 145) Tenin’ny Tanana Malagasy Mampanantena Paradisa Andriamanitra (Hira 145) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016945/sign/wpub/1102016945_sign_sqr_xl.jpg sjj 145