HIRA 50 Manokan-tena ho Anao Aho, Jehovah Mifidiana Raki-peo Manokan-tena ho Anao Aho, Jehovah Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Matio 22:37) 1. Raiso ho anao ny foko izao, Fa ho tia sy hanompo anao. Ny ato am-poko tiako haseho, Te hihira hanandra-peo. 2. Raiso ho anao ny tanako, Raiso ho anao ny fiainako. ’Zay harenako rehetra, Raiso ho anao tsy misy fetra. 3. Intỳ aho hanompo anao, Ary hanao ’zay sitrakao; Ka ny saiko manontolo, Ray ô, tiako ho anao daholo! (Jereo koa ny Sal. 40:8; Jaona 8:29; 2 Kor. 10:5.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Manokan-tena ho Anao Aho, Jehovah MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Manokan-tena ho Anao Aho, Jehovah (Hira 50) Tenin’ny Tanana Malagasy Manokan-tena ho Anao Aho, Jehovah (Hira 50) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016850/sign/wpub/1102016850_sign_sqr_xl.jpg sjj 50