HIRA 41 Mba Henoy ny Vavaka Ataoko Mifidiana Raki-peo Mba Henoy ny Vavaka Ataoko Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Salamo 54) 1. Jehovah ô, ’zao hirako izao Vavaka ataoko, atolotro anao. Lehibe tokoa ny anaranao! (FIVERENANA) Ray ô, henoy aho fa mitalaho. 2. Misaotra anao satria velon’aina, Tantananao ka milamin-tsaina. Mamiko erỳ ny fitiavanao! (FIVERENANA) Ray ô, henoy aho fa mitalaho. 3. Ny tiako hatao dia ny tsara ihany. Ampio re aho, omeo hery hatrany, Fa mafy anie ny fiainako izao. (FIVERENANA) Ray ô, henoy aho fa mitalaho. (Jereo koa ny Eks. 22:27; Sal. 106:4; Jak. 5:11.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Mba Henoy ny Vavaka Ataoko MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Mba Henoy ny Vavaka Ataoko (Hira 41) Tenin’ny Tanana Malagasy Mba Henoy ny Vavaka Ataoko (Hira 41) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016841/sign/wpub/1102016841_sign_sqr_xl.jpg sjj 41