HIRA 135 Miangavy Anao i Jehovah hoe: “Hendre, Anaka” Mifidiana Raki-peo Miangavy Anao i Jehovah hoe: “Hendre, Anaka” Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Ohabolana 27:11) 1. Ianao tovovavy, ianao ry tovolahy, Hendre tsara fa misy manaratsy ahy. Raha tia ahy ianao, omeo ahy re ny fonao. Meteza hanompo ahy dieny izao tanora izao. (FIVERENANA) Koa hendre tsara, aza maditra. Ianao anie tena tiako. Hendre ’zany zanako izany. Ampifalio re ny foko. 2. Mifalia hatrany dieny tanora ianao. Raha sendra solafaka ianao, ’zaho tsy handao. Na kivy aza ianao, tsy hafoiko sanatria; F’izaho tia anao, eo foana aho ka matokia. (FIVERENANA) Koa hendre tsara, aza maditra. Ianao anie tena tiako. Hendre ’zany zanako izany. Ampifalio re ny foko. (Jereo koa ny Deot. 6:5; Mpito. 11:9; Isaia 41:13.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Miangavy Anao i Jehovah hoe: “Hendre, Anaka” MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Miangavy Anao i Jehovah hoe: “Hendre, Anaka” (Hira 135) Tenin’ny Tanana Malagasy Miangavy Anao i Jehovah hoe: “Hendre, Anaka” (Hira 135) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016935/sign/wpub/1102016935_sign_sqr_xl.jpg sjj 135