HIRA 11 Midera An’i Jehovah ny Zavaboary Mifidiana Raki-peo Midera An’i Jehovah ny Zavaboary Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Salamo 19) 1. Jehovah ô, ny zavaboarinao Dia mampiseho ny voninahitrao. Miteny ’reo, na dia tsy misy feo, Midera ny Mpamorona azy ’reo. Miteny ’reo, na dia tsy misy feo, Midera ny Mpamorona azy ’reo. 2. Ny fahatahorana anao no harena, Dia ’zay no fiandohan’ny fahendrena. Ny didinao dia tsara sy faniry, Toa volamena tsy fahita firy. Ny didinao dia tsara sy faniry, Toa volamena tsy fahita firy. 3. Manompo anao no mahafinaritra, Fa tombontsoa sy voninahitra. Ny fiainanay mahafa-po izao. Soa ihany izahay fa mahalala anao! Ny fiainanay mahafa-po izao. Soa ihany izahay fa mahalala anao! (Jereo koa ny Sal. 12:6; 89:7; 144:3; Rom. 1:20.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Midera An’i Jehovah ny Zavaboary MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Midera An’i Jehovah ny Zavaboary (Hira 11) Tenin’ny Tanana Malagasy Midera An’i Jehovah ny Zavaboary (Hira 11) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016811/sign/wpub/1102016811_sign_sqr_xl.jpg sjj 11